|
|
|
|

Teny iditra1  masom-pitaovana mpampivangongo
Singan-teny  2 masom-pitaovana, 3 mpampivangongo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 firongo ôptika afaka manazava ny raha hojerena amin'ny joriry. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 condenseur magnétique. [1.13]
Voambolana  7  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12